Dream’in Tv Madagascar est la télé branchée de Madagascar et la préférée des jeunes.
Dans son Jité d’hier soir , malgré l’annonce d’une élection présidentielle par le gouvernement confirmée le président de la république dans son interview de dimanche, pour Dream’in, la solution d’un Gouvernement d’Entente Nationale Intermédiaire pour les Institutions et les Élections Stables, sincères et sécurisées demeure plus que jamais d’actualité.
Mahafinaritra aoka izany ny filazan’ny fahitalavitra Dream’in azy amin’ny teny malagasy: « Endrim-panjakana manelanelana asondrotry ny Hinam-pirenena mialo. «
Manankarena ny tenindrazan-tsika.
Manoloana ireo olana samihafa ateraky ny fanambarana fa terena ho atao ny volana misy orana sy andro hiasana ny fifidianana ka mbola tsy hita ben’ihany na ny enti-manana na ny vahaolana amin’ny ahiahy fitanilàna hiteraka disadisa dia vao miha-mitombona sady azo raisina satria fanavotam-pirenena ny tolotra sy vina GÉNIIES.
#Apogeniies
#Madagascar
#Electionsmalgaches
#PolitiqueMadagascar
Facebook, Twitter, YouTube